Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 26:63 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa tsy niteny Jesosy. Dia hoy ny mpisoronabe taminy: Ampianianiko amin'Andriamanitra velona Hianao hilaza aminay, raha Hianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:63 amin'ny teny manodidina.