Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 26:57 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay efa nisambotra an'i Jesosy dia nitondra Azy ho any amin'i Kaiafa mpisoronabe, izay nivorian'ny mpanora-dalàna sy ny loholona.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:57 amin'ny teny manodidina.