Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 25:46 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo dia hiala ho any amin'ny fampijaliana mandrakizay; fa ny marina ho any amin'ny fiainana mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Matio 25

Jereo Matio 25:46 amin'ny teny manodidina.