Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 25:36 Malagasy Bible (MG1865)

tsy nanan-kitafy Aho, dia notafianareo; narary Aho, dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho, dia novangianareo.

Vakio ny toko manontolo Matio 25

Jereo Matio 25:36 amin'ny teny manodidina.