Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 25:21 Malagasy Bible (MG1865)

Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin'ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midìra amin'ny fifalian'ny tomponao.

Vakio ny toko manontolo Matio 25

Jereo Matio 25:21 amin'ny teny manodidina.