Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 25:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niaraka tamin'izay dia lasa ilay nandray ny talenta dimy, ka nataony varotra izany; ary nahazo tombony talenta dimy koa izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 25

Jereo Matio 25:16 amin'ny teny manodidina.