Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 25:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha mbola lasa nividy izy, dia tonga ny mpampakatra, ary izay efa niomana dia niara-niditra taminy tao amin'ny fampakaram-bady, ary dia narindrina ny varavarana.

Vakio ny toko manontolo Matio 25

Jereo Matio 25:10 amin'ny teny manodidina.