Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 25:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'izany ny fanjakan'ny lanitra dia ho tahaka ny virijina folo, izay nitondra ny fanalany ka nivoaka hitsena ny mpampakatra.

Vakio ny toko manontolo Matio 25

Jereo Matio 25:1 amin'ny teny manodidina.