Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 24:38 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tahaka ny tamin'ny andro fony tsy mbola tonga ny Safo-drano, ka nihinana sy nisotro ny olona ary nampaka-bady sy namoaka ny ampakarina, mandra-pihavin'ny andro izay nidiran'i Noa tao amin'ny sambo-fiara,

Vakio ny toko manontolo Matio 24

Jereo Matio 24:38 amin'ny teny manodidina.