Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 23:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fa lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa arindrinareo eo anoloan'ny olona ny fanjakan'ny lanitra; fa ianareo tsy miditra, ary izay miditra dia tsy avelanareo hiditra.

Vakio ny toko manontolo Matio 23

Jereo Matio 23:13 amin'ny teny manodidina.