Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 22:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia naniraka ny mpianany mbamin'ny Herodiana hankeo aminy izy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa marina Hianao ka mampianatra marina ny lalan'Andriamanitra ary tsy manahy olona, satria tsy mba mizaha tavan'olona.

Vakio ny toko manontolo Matio 22

Jereo Matio 22:16 amin'ny teny manodidina.