Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 22:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivoaka ho any amin'ny lalana ireny mpanompo ireny ka namory izay rehetra hitany, na ny ratsy, na ny tsara; ary dia feno mpihinana ny fampakaram-bady.

Vakio ny toko manontolo Matio 22

Jereo Matio 22:10 amin'ny teny manodidina.