Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 21:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny vahoaka izay nialoha Azy sy izay nanaraka dia niantso hoe: Hosana ho an'ny Zanak'i Davida! Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah! Hosana any amin'ny avo indrindra (Sal. 118. 26).

Vakio ny toko manontolo Matio 21

Jereo Matio 21:9 amin'ny teny manodidina.