Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 21:35 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny mpiasa tany nisambotra ny mpanompony, ka ny anankiray nokapohiny, ary ny anankiray novonoiny, ary ny anankiray notorahany vato.

Vakio ny toko manontolo Matio 21

Jereo Matio 21:35 amin'ny teny manodidina.