Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 21:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy ka nampianatra, dia nanatona Azy ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona ka nanao hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao? Ary iza no nanome Anao izao fahefana izao?

Vakio ny toko manontolo Matio 21

Jereo Matio 21:23 amin'ny teny manodidina.