Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 21:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nahita hazo aviavy anankiray teo amoron-dalana Izy, dia nankeo aminy, kanjo tsy nahita na inona na inona teo aminy, afa-tsy ravina ihany; dia hoy Izy taminy: Aza misy voa avy aminao intsony mandrakizay. Dia maina vetivety foana ilay hazo aviavy.

Vakio ny toko manontolo Matio 21

Jereo Matio 21:19 amin'ny teny manodidina.