Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 21:16 Malagasy Bible (MG1865)

ka nanao taminy hoe: Renao va izay lazain'ireo? Dia hoy Jesosy taminy: Eny; tsy mbola novakinareo va ny teny manao hoe: Avy amin'ny vavan'ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana (Sal. 8. 2)?

Vakio ny toko manontolo Matio 21

Jereo Matio 21:16 amin'ny teny manodidina.