Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 2:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nandre ny tenin'ny mpanjaka izy ireo, dia lasa; ary, indro, ilay kintana hitany teny atsinanana nialoha azy mandra-pijanony teo ambonin'izay nitoeran'ny Zazakely.

Vakio ny toko manontolo Matio 2

Jereo Matio 2:9 amin'ny teny manodidina.