Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 2:22 Malagasy Bible (MG1865)

Fa rehefa reny fa Arkelaosy no nanjaka tany Jodia nandimby an'i Heroda rainy, dia natahotra hankany izy; ary rehefa notoroan'Andriamanitra hevitra tamin'ny nofy izy, dia lasa nankany amin'ny tany Galilia.

Vakio ny toko manontolo Matio 2

Jereo Matio 2:22 amin'ny teny manodidina.