Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 2:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa fantatr'i Heroda fa voafitaky ny Magy izy, dia tezitra indrindra izy ka naniraka namono ny zazalahy rehetra hatramin'ny roa taona no ho midina, izay tao Betlehema sy tamin'ny manodidina rehetra, araka ny andro izay nofotorany fatratra tamin'ny Magy.

Vakio ny toko manontolo Matio 2

Jereo Matio 2:16 amin'ny teny manodidina.