Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 2:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa lasa nandeha ireo, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tamin'ny nofy ka nanan hoe: Mifohaza ianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta, ary mitoera any ambara-pilazako aminao; fa Heroda efa hitady ny Zazakely hovonoiny.

Vakio ny toko manontolo Matio 2

Jereo Matio 2:13 amin'ny teny manodidina.