Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 19:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Izaho aminareo indray: Ho moramora kokoa ny hidiran'ny rameva amin'ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran'ny manan-karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Matio 19

Jereo Matio 19:24 amin'ny teny manodidina.