Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 18:8 Malagasy Bible (MG1865)

Koa raha ny tananao na ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy ka ario ho afaka aminao; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina na mandringa any amin'ny fiainana noho ny manana tanana roa sy tongotra roa, nefa hariana any amin'ny afo maharitra mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:8 amin'ny teny manodidina.