Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 18:20 Malagasy Bible (MG1865)

Fa na aiza na aiza no iangonan'ny roa na telo amin'ny anarako, dia ao afovoany Aho.

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:20 amin'ny teny manodidina.