Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 18:10 Malagasy Bible (MG1865)

Mitandrema, fandrao manao tsinontsinona na dia ny iray aza amin'ireny madinika ireny ianareo; fa lazaiko aminareo: Ny anjeliny any an-danitra mahita mandrakariva ny tavan'ny Raiko Izay any an-danitra.

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:10 amin'ny teny manodidina.