Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 17:27 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa andrao isika manafintohina azy, dia mankanesa ao amin'ny ranomasina ianao, ka manjonoa; ary raiso izay hazandrano azo voalohany, ka rehefa sokafanao ny vavany, dia hahita vola sekely eo ianao; dia raiso izany, ka omeo azy ho avy amiko sy ianao.

Vakio ny toko manontolo Matio 17

Jereo Matio 17:27 amin'ny teny manodidina.