Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 17:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny fahakelezan'ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà erỳ , dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao.

Vakio ny toko manontolo Matio 17

Jereo Matio 17:20 amin'ny teny manodidina.