Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 17:12 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga sahady Elia; nefa ny olona tsy nahafantatra azy, fa nanao izay sitraky ny fony taminy. Dia tahaka izany koa no hampiaretany ny Zanak'olona.

Vakio ny toko manontolo Matio 17

Jereo Matio 17:12 amin'ny teny manodidina.