Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 16:4 Malagasy Bible (MG1865)

Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy misy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin'i Jona ihany. Ary nandao azy Jesosy ka lasa.

Vakio ny toko manontolo Matio 16

Jereo Matio 16:4 amin'ny teny manodidina.