Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 16:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy.

Vakio ny toko manontolo Matio 16

Jereo Matio 16:18 amin'ny teny manodidina.