Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 15:36 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandray ny mofo fito mbamin'ny hazandrano Izy, ary rehefa nisaotra, dia namaky ka nanolotra azy ho an'ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nanolotra ho an'ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo Matio 15

Jereo Matio 15:36 amin'ny teny manodidina.