Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 15:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jesosy niantso ny mpianany hankeo aminy ka nanao hoe: Mahonena Ahy ny vahoaka, fa efa nitoetra hateloana tatỳ amiko izy izao ka tsy manan-kohanina; ary tsy tiako ny hampody azy tsy mihinana, fandrao reraka eny an-dalana izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 15

Jereo Matio 15:32 amin'ny teny manodidina.