Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 15:28 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zananivavy tamin'izay ora izay.

Vakio ny toko manontolo Matio 15

Jereo Matio 15:28 amin'ny teny manodidina.