Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 14:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny fiambenana fahefatra amin'ny alina dia nankeny amin'ny mpianany Jesosy, nitsangantsangana teny ambonin'ny ranomasina.

Vakio ny toko manontolo Matio 14

Jereo Matio 14:25 amin'ny teny manodidina.