Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 13:57 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tafintohina taminy izy. Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany tsy hajaina, afa-tsy amin'ny taniny sy ny mpianakaviny ihany.

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:57 amin'ny teny manodidina.