Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 13:54 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tonga tany amin'ny taniny Izy, dia nampianatra ny olona tao amin'ny synagoga, ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Avy taiza re no nahazoan'ilehity izany fahendrena sy asa lehibe izany?

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:54 amin'ny teny manodidina.