Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 13:52 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Izy taminy: Koa amin'izany ary ny mpanora-dalàna rehetra izay nampianarina ho amin'ny fanjakan'ny lanitra dia samy tahaka ny tompon-trano, izay mamoaka avy amin'ny firaketany zava-baovao sy ela.

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:52 amin'ny teny manodidina.