Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 13:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray izay namafy voa tsara tany an-tanimbariny;

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:24 amin'ny teny manodidina.