Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 12:45 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia mandeha izy ka mitondra fanahy fito hafa koa miaraka aminy izay ratsy noho izy; dia miditra ireo ka mitoetra ao; ary ny faran'izany olona izany dia tonga ratsy noho ny voalohany. Ary dia tahaka izany koa no ho amin'ity taranaka ratsy fanahy ity.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:45 amin'ny teny manodidina.