Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 12:40 Malagasy Bible (MG1865)

fa tahaka ny nitoeran'i Jona hateloan'andro sy hateloan'alina tao an-kibon'ny hazandrano lehibe, dia toy izany no hitoeran'ny Zanak'olona hateloan'Andro sy hateloan'alina ao anatin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:40 amin'ny teny manodidina.