Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 12:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jesosy nahalala ny eritreriny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary tsy haharitra ny tanàna rehetra, na ny trano, izay miady an-trano.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:25 amin'ny teny manodidina.