Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 11:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Hietry hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita ianao; fa raha mba tany Sodoma no natao ny asa lehibe izay natao teo aminao, dia ho naharitra ambaraka androany izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 11

Jereo Matio 11:23 amin'ny teny manodidina.