Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 11:21 Malagasy Bible (MG1865)

Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin'ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny.

Vakio ny toko manontolo Matio 11

Jereo Matio 11:21 amin'ny teny manodidina.