Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 11:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka manao hoe:

Vakio ny toko manontolo Matio 11

Jereo Matio 11:16 amin'ny teny manodidina.