Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 10:42 Malagasy Bible (MG1865)

Ary na zovy na zovy no manome rano mangatsiaka na dia eran'ny kapoaka ihany aza hosotroin'ny anankiray amin'ireo madinika ireo, satria mpianatra izy, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:42 amin'ny teny manodidina.