Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 10:37 Malagasy Bible (MG1865)

Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy miendrika ho Ahy, ary izay tia ny zananilahy na ny zananivavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy miendrika ho Ahy.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:37 amin'ny teny manodidina.