Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 10:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jesosy niantso ny mpianany roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy ka nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto sy hahasitrana ny aretina rehetra mbamin'ny rofy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:1 amin'ny teny manodidina.