Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 1:20 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha mbola nisaina izany izy, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho taminy tamin'ny nofy ka nanao hoe: Ry Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hampakatra an'i Maria vadinao; fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin'ny Fanahy Masina,

Vakio ny toko manontolo Matio 1

Jereo Matio 1:20 amin'ny teny manodidina.