Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 1:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny nahaterahan'i Jesosy Kristy dia toy izao: Rehefa nanaiky Maria, renin'i Jesosy, ho fofombadin'i Josefa, raha tsy mbola nivady izy, dia hita fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 1

Jereo Matio 1:18 amin'ny teny manodidina.