Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 9:50 Malagasy Bible (MG1865)

Tsara ny sira, fa raha tonga matsatso izy, inona no ho entinareo mampody ny tsirony? Aoka hisy sira ao anatinareo, ka mihavàna tsara ianareo.

Vakio ny toko manontolo Marka 9

Jereo Marka 9:50 amin'ny teny manodidina.